|
|
|
|

Teny iditra1 ala nenina
Singan-teny  2ala, 3nenina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fanaovana izay rehetra azo atao mba tsy hisian' ny nenina any aoriana, fanaovana izay tsy hisian' ny nenina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6freedom from regret or remorse.
7See ala fo, and afa-nenina.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8action de faire le possible pour en avoir le coeur net. [1.3]
Ohatra  9 Be rahateo ny lany tamin' ny alanenina farany ho fitanana ny ain-dRainitoandro; [2.470#]
10 Efa hitantsika, raha ny amin' ny mpanandro, fa na tenany na ny olona dia samy tsy nisy tena natoky marina izay fanandroana: alanenina, ka natao! [2.296#]
Voambolana  11 Ontam-po
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02